Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet Duplicate
text
stringlengths
23
408
codes
listlengths
16
1.33k
<|plt|> Tamin’ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.
[ 3306, 3306, 3307, 3307, 1191, 10919, 1178, 3323, 3299, 36035, 22036, 797, 1549, 50701, 7468, 44647, 18879, 18803, 12135, 39195, 53262, 43021, 24648, 46364, 55705, 20469, 2224, 2814, 9953, 46275, 25051, 35795, 19143, 6900, 7417, 18532, 39112, ...
<|plt|> Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary haizina no teo ambonin’ny lalina. Ary ny Fanahin’Andriamanitra nanomba teo ambonin’ny rano.
[ 2202, 3303, 3308, 2262, 3225, 18585, 3226, 3290, 2279, 56519, 5276, 20812, 20494, 26908, 24874, 5392, 43155, 4765, 56659, 23202, 22054, 23011, 2914, 38487, 58685, 2214, 2214, 42115, 37469, 26415, 40792, 27419, 9620, 4619, 31010, 16147, 19315, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Misia mazava! Dia nisy mazava.
[ 2534, 3303, 3319, 3319, 2279, 1254, 51399, 26061, 8461, 27732, 5419, 2392, 1880, 21831, 37546, 41649, 25073, 17701, 6324, 6427, 25685, 15715, 15031, 39242, 24861, 20507, 58099, 433, 1505, 789, 2520, 48823, 48311, 2615, 36791, 20201, 875, 2677...
<|plt|> Ary hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava ka nosarahin’Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.
[ 2214, 3306, 3318, 3318, 2199, 2534, 51395, 41358, 20762, 11284, 8299, 1308, 1860, 38163, 1768, 5618, 21691, 27059, 30263, 55667, 33907, 7410, 54403, 33626, 46616, 5272, 4180, 22562, 36451, 17622, 2599, 18644, 5418, 29858, 15971, 26547, 51639, ...
<|plt|> Ary nataon’Andriamanitra hoe andro ny mazava; ary ny maizina dia nataony hoe alina. Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro voalohany.
[ 2218, 3306, 3306, 3323, 2259, 1510, 59602, 42442, 5388, 5405, 23832, 41581, 1292, 10315, 41023, 51119, 28522, 43160, 21862, 1124, 6422, 55474, 7409, 39043, 26440, 37417, 3240, 18868, 39337, 43546, 43699, 27242, 21713, 17959, 21648, 9499, 13811,...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Misia habakabaka eo anelanelan’ny rano, ary aoka izany no hampisaraka ny rano amin’ny rano!
[ 2214, 3307, 3306, 3303, 2195, 230, 58567, 41293, 5406, 7192, 5399, 2328, 1880, 54291, 18085, 1463, 18097, 1466, 37667, 29860, 9474, 3683, 23419, 55739, 5165, 37163, 481, 1522, 865, 7816, 48787, 6327, 20327, 19894, 18014, 22741, 34071, 32905, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka ka nanasaraka ny rano ambanin’ny habakabaka tamin’ny rano ambonin’ny habakabaka. Dia nisy izany.
[ 2214, 3322, 3305, 3302, 227, 171, 57499, 59006, 47901, 53613, 58648, 53930, 49918, 49589, 20655, 171, 3319, 3306, 19685, 19688, 19685, 19689, 3306, 3323, 19699, 26068, 13640, 1548, 34062, 6156, 4103, 5148, 2640, 36931, 5861, 41648, 27062, 220...
<|plt|> Ary nataon’Andriamanitra hoe lanitra ny habakabaka. Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro faharoa.
[ 3238, 3318, 3322, 3323, 2215, 5350, 58566, 25997, 5133, 23640, 5467, 2324, 856, 38151, 24986, 56919, 43899, 24179, 22678, 1114, 21717, 1045, 6437, 56434, 3317, 35971, 38677, 17961, 64876, 38584, 18537, 18971, 43699, 43562, 21653, 1323, 17477, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Aoka hiangona ho eo amin’ny toerana iray ny rano izay eny ambanin’ny lanitra, ary aoka hiseho ny maina! Dia nisy izany.
[ 2218, 3307, 3306, 3303, 2263, 1258, 39111, 21837, 4125, 7436, 4699, 25880, 5656, 38979, 25256, 20576, 2288, 6422, 8356, 14675, 15991, 39546, 26718, 16686, 33779, 180, 2549, 1817, 3404, 32359, 48311, 2859, 36535, 19130, 22122, 34949, 35099, 54...
<|plt|> Ary nataon’Andriamanitra hoe tany ny maina; ary nataony hoe ranomasina ny rano tafangona. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
[ 2198, 3302, 3304, 2273, 3304, 3301, 3304, 3306, 2215, 36035, 8588, 11340, 1303, 1048, 1865, 9227, 42029, 56675, 43882, 27299, 22673, 86, 6232, 28002, 52338, 6646, 3314, 17670, 42840, 3240, 18804, 19565, 42522, 43879, 39347, 17942, 18641, 1307...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Aoka ny tany haniry ahitra sy anana mamoa ary hazo fihinam boa eny ambonin’ny tany, izay mamoa, samy araka ny karazany avy, ka ao anatiny ny voany! Dia nisy izany.
[ 2282, 3307, 3306, 3307, 1235, 1250, 58567, 29006, 10316, 4379, 6168, 5656, 22035, 42653, 26353, 21720, 1045, 26787, 27451, 54347, 8493, 58267, 25058, 5352, 13397, 48307, 23419, 19895, 19303, 19880, 791, 23717, 16426, 50200, 57122, 2983, 37926, ...
<|plt|> Ary ny tany dia naniry ahitra sy anana mamoa, samy araka ny karazany avy ary hazo mamoa ka ao anatiny ny voany, samy araka ny karazany avy. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
[ 2214, 3306, 3305, 3319, 2199, 1254, 51399, 17037, 46684, 17434, 19477, 41513, 8712, 9319, 37982, 56171, 19047, 42582, 39523, 2643, 54379, 51641, 19634, 22041, 14166, 20312, 34651, 19288, 1802, 3683, 6771, 2995, 2918, 54635, 19622, 56451, 34682,...
<|plt|> Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahatelo.
[ 3238, 3243, 3323, 3303, 6291, 22694, 54346, 54575, 35638, 1083, 17761, 1387, 2913, 1594, 5649, 31859, 31395, 11635, 20403, 20147, 21427, 29747, 25955, 41535, 62750, 13341, 13320, 13337, 12316, 38009, 34807, 4964, 35113, 18729, 43416, 26150, 935...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe.
[ 2534, 3318, 3318, 3319, 2279, 1510, 55494, 41293, 29977, 15384, 4199, 1368, 2905, 54275, 23221, 25840, 8562, 29861, 32019, 7095, 39719, 63627, 4142, 49819, 481, 1509, 16678, 14472, 32103, 23735, 20343, 36599, 19050, 22741, 17691, 50265, 55069, ...
<|plt|> Misia fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina.
[ 2214, 3242, 3307, 3303, 2199, 3555, 56018, 18391, 60071, 32933, 26234, 25107, 51263, 2084, 5409, 25653, 20517, 55863, 18298, 51071, 5697, 20495, 37898, 38154, 57353, 61018, 1897, 1548, 17676, 43290, 3639, 44903, 35161, 22046, 59484, 17489, 1633...
<|plt|> Aoka ho famantarana ny andro firavoravoana samihafa, ny andro ary ny fizaran taona ireo.
[ 2214, 3302, 3302, 19686, 19685, 19686, 19690, 3307, 2215, 36039, 40906, 16925, 2185, 26140, 47469, 18788, 1784, 3952, 34994, 23794, 11468, 22957, 14869, 8185, 4985, 3060, 2965, 22859, 46094, 40989, 59818, 15078, 554, 2988, 35612, 36731, 2923, ...
<|plt|> dia aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ny tany! Dia nisy izany.
[ 3306, 3307, 3306, 3303, 2263, 2295, 62615, 45373, 31498, 41005, 37148, 53869, 53852, 53357, 2219, 3307, 3306, 3302, 3290, 3306, 3299, 44227, 42858, 16996, 1129, 41265, 10308, 9506, 7641, 2660, 38649, 22436, 18166, 36017, 19698, 48556, 44793, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro, ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina ary ny kintana.
[ 3242, 3306, 3306, 3303, 2263, 1114, 3247, 3323, 2279, 52418, 26952, 5708, 46350, 23820, 17689, 10780, 2113, 25867, 34464, 20918, 58932, 2225, 17685, 33881, 43539, 10103, 39271, 9245, 33071, 33782, 32945, 6309, 5656, 3733, 20391, 19131, 24231, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra nametraka azy ireo eny amin’ny habakabaky ny lanitra mba hanazava eny ambonin’ny tany.
[ 2154, 2283, 3290, 3307, 2259, 18149, 58592, 30855, 25932, 26157, 27992, 8489, 5400, 26695, 8920, 5537, 22688, 5419, 25748, 32035, 14007, 55911, 45085, 16478, 58339, 8609, 25825, 13417, 10468, 20327, 20155, 36731, 19621, 17950, 6357, 21787, 5272...
<|plt|> sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
[ 3238, 3258, 3306, 3319, 1239, 247, 54403, 57657, 43545, 7464, 6152, 8232, 33194, 14311, 30274, 4063, 19313, 19449, 2968, 19895, 35058, 3298, 56805, 44771, 921, 2969, 18270, 34568, 3939, 35763, 55957, 18206, 55705, 33294, 55628, 1580, 23719, 5...
<|plt|> Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahefatra.
[ 3558, 3303, 3303, 3303, 2531, 18850, 50515, 17274, 43376, 9269, 31010, 23923, 2915, 20403, 36467, 31347, 30899, 22131, 57903, 58414, 9256, 25641, 13358, 41321, 50170, 38761, 17428, 17754, 26788, 8741, 5716, 14471, 57487, 55911, 41638, 55217, 35...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Aoka ny rano ho be zavamananaina; aoka hisy vorona hanidina eny ambonin’ny tany, eny amin’ny habakabaky ny lanitra!
[ 2282, 3311, 3310, 3307, 2263, 1254, 49347, 20937, 4361, 26908, 9732, 37899, 16804, 17589, 38433, 43428, 24845, 9378, 11111, 39287, 10393, 4143, 54179, 505, 32881, 6372, 1612, 19866, 20087, 6779, 23783, 5466, 6376, 21767, 17640, 34317, 53850, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra nahary ireo biby vaventy any anaty rano sy ireo zavamananaina mihetsiketsika rehetra, dia ireo izay betsaka ao amin’ny rano, samy araka ny karazany avy, ary ny voromanidina rehetra.
[ 3238, 3322, 3318, 3303, 3206, 2529, 62658, 42378, 2316, 4382, 23960, 25178, 8536, 26695, 8542, 55746, 1428, 1441, 2532, 19970, 22947, 10791, 59818, 30872, 20527, 38498, 5362, 1696, 2773, 5980, 31910, 11879, 18551, 20331, 36275, 2922, 22693, 2...
<|plt|> samy araka ny karazany avy.
[ 2214, 3302, 3302, 3303, 3283, 6643, 63475, 59237, 55290, 17505, 32947, 53546, 58665, 26660, 29716, 55637, 15254, 10841, 17182, 18205, 2886, 19891, 36647, 40627, 23446, 49911, 35702, 17847, 55206, 16757, 51722, 18713, 50006, 52057, 4951, 9802, 4...
<|plt|> Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
[ 2282, 3306, 3306, 3306, 2258, 1253, 51399, 41357, 24860, 14361, 13339, 11416, 4387, 1384, 2856, 43075, 33434, 1505, 499, 18354, 46515, 63091, 42355, 39795, 42423, 42865, 571, 55667, 22690, 7346, 28754, 38805, 55129, 17496, 17688, 43639, 43895, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra nitahy azy ireo ka niteny hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ka mamenoa ny rano ao amin’ny ranomasina; aoka ny vorona hihamaro eny ambonin’ny tany!
[ 2218, 3310, 3310, 3307, 1175, 1254, 51399, 20873, 5402, 23832, 26154, 8472, 21763, 17062, 1697, 1525, 1558, 1176, 7443, 9895, 43307, 47262, 4158, 53867, 25056, 10404, 12309, 7524, 20391, 2687, 19323, 19622, 1642, 7316, 22055, 5204, 22538, 656...
<|plt|> Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahadimy.
[ 2278, 3303, 3319, 3319, 1239, 16551, 57435, 46382, 47640, 58489, 54628, 5606, 2146, 3223, 2150, 3223, 3235, 59523, 34662, 5472, 9323, 6768, 1401, 1809, 35171, 23203, 28018, 32435, 29819, 26226, 26227, 53803, 54318, 5144, 10265, 13354, 41065, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Aoka ny tany hamoaka zavamananaina, samy araka ny karazany avy, dia biby fiompy sy biby mandady na mikisaka ary bibidia, samy araka ny karazany avy! Dia nisy izany.
[ 2538, 3322, 3322, 3559, 2259, 1254, 51399, 25736, 8490, 10268, 6760, 42119, 8932, 9428, 17718, 2276, 5386, 25763, 11126, 58811, 29788, 32815, 18145, 4341, 1365, 2700, 20073, 24051, 23423, 23735, 18093, 23764, 5659, 5284, 5149, 18675, 3958, 58...
<|plt|> Ary Andriamanitra nanao ny bibidia, samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy.
[ 2534, 3322, 3323, 3575, 2259, 5605, 39111, 21133, 45597, 22552, 1304, 37975, 18149, 16497, 34037, 20761, 25749, 7762, 6075, 18826, 12316, 16494, 34803, 4256, 6625, 1565, 3736, 20071, 23995, 23159, 40182, 5466, 6357, 26139, 10393, 34078, 33881, ...
<|plt|> Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
[ 2282, 3306, 3306, 3306, 2258, 1253, 51399, 41357, 24860, 14361, 13339, 11416, 4387, 1384, 2856, 43075, 33434, 1505, 499, 18354, 46515, 63091, 42355, 39795, 42423, 42865, 571, 55667, 22690, 7346, 28754, 38805, 55129, 17496, 17688, 43639, 43895, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe.
[ 2534, 3318, 3318, 3319, 2279, 1510, 55494, 41293, 29977, 15384, 4199, 1368, 2905, 54275, 23221, 25840, 8562, 29861, 32019, 7095, 39719, 63627, 4142, 49819, 481, 1509, 16678, 14472, 32103, 23735, 20343, 36599, 19050, 22741, 17691, 50265, 55069, ...
<|plt|> Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika.
[ 2214, 3302, 3301, 3289, 3289, 3289, 3305, 3307, 2279, 55504, 7045, 1676, 58894, 1192, 4, 22882, 12263, 22891, 55298, 51050, 1396, 18549, 1649, 17526, 2676, 21879, 5026, 54319, 54286, 26664, 25601, 13353, 36905, 47031, 9129, 34351, 50338, 1969...
<|plt|> ary aoka izy ireo hanapaka amin’ny hazandrano ao amin’ny ranomasina, amin’ny voromanidina sy ny biby fiompy, amin’ny tany rehetra ary amin’ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany.
[ 2202, 3306, 3308, 2282, 3304, 3289, 3309, 3310, 2279, 44243, 9373, 10312, 46109, 2332, 4383, 44572, 8277, 5400, 18498, 33114, 2482, 34279, 17841, 21243, 26256, 32474, 18532, 2805, 7008, 7161, 20345, 35322, 3313, 14538, 25928, 64406, 29448, 14...
<|plt|> Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’Andriamanitra no nahariany azy; lahy sy vavy no nahariany azy.
[ 2214, 3307, 3306, 3303, 2263, 1509, 59587, 41354, 24860, 7452, 4378, 10588, 9748, 37955, 17140, 1269, 16753, 2293, 1633, 1109, 19811, 14071, 60011, 30879, 46, 49495, 752, 18930, 561, 3736, 1885, 48306, 32375, 19643, 36727, 19945, 18203, 26837...
<|plt|> Ary Andriamanitra nitahy azy ka niteny hoe.
[ 2282, 3306, 3322, 3307, 2263, 5349, 58567, 30029, 25625, 14408, 25961, 11528, 25142, 9560, 6482, 42071, 25329, 26103, 22193, 17521, 4626, 21589, 28003, 13991, 43627, 30878, 16431, 53927, 689, 17653, 277, 3208, 20135, 6395, 24439, 23782, 20846, ...
<|plt|> Maroa fara sy mihabetsaha ka mamenoa ny tany, dia mampanompoa azy.
[ 2218, 3306, 3306, 3307, 3287, 3511, 57079, 35739, 44014, 16669, 2184, 16441, 5288, 9832, 6789, 59807, 40932, 18673, 35552, 28389, 5578, 58447, 58377, 43021, 4101, 37917, 53130, 29546, 15177, 22299, 6745, 12890, 9752, 63555, 13992, 2712, 29218, ...
<|plt|> Manapaha amin’ny hazandrano ao amin’ny ranomasina sy ny voromanidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin’ny tany.
[ 3242, 3306, 3306, 3305, 3305, 3305, 3306, 3290, 3307, 19699, 20479, 7067, 2460, 42505, 21645, 1037, 43543, 20339, 18774, 42509, 34968, 42605, 7784, 40050, 34041, 3314, 40067, 46747, 7005, 34587, 35608, 1578, 18713, 50974, 23061, 34398, 51804, ...
<|plt|> Ary Andriamanitra niteny hoe: Indro, omeko anareo ny zava maitso misy voany rehetra izay ambonin’ny tany manontolo sy ny voan’ny hazo fihinam boa rehetra; ho fihinanareo ireny.
[ 3494, 3322, 3575, 3319, 2262, 1253, 42183, 25933, 5406, 11336, 9575, 4376, 1605, 16786, 945, 2536, 16930, 1105, 24147, 15031, 60011, 30878, 20526, 53671, 25329, 10489, 12369, 15512, 20071, 19195, 2939, 18678, 1626, 7380, 26135, 9304, 5130, 23...
<|plt|> Ary ho an’ny bibidia rehetra sy ny voromanidina rehetra ary ny zavamananaina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia omeko azy ny zava maitso rehetra ho fihinany. Dia nisy izany.
[ 2278, 3306, 3306, 3307, 2263, 1510, 55490, 42442, 5452, 4122, 7581, 41593, 10840, 6599, 36958, 52178, 18933, 65520, 20213, 18916, 2265, 37142, 7384, 20766, 5459, 23335, 22963, 2851, 38759, 50471, 6375, 3315, 57491, 49583, 18039, 8379, 599, 23...
<|plt|> Ary hitan’Andriamanitra izay rehetra nataony ka indro, tsara indrindra izany. Dia nisy hariva ary nisy maraina; izay no andro fahenina.
[ 2282, 3307, 3306, 3303, 2199, 2278, 55494, 5517, 4377, 27992, 8742, 4376, 5733, 24655, 53595, 17142, 18098, 17843, 42787, 55671, 21601, 6375, 59523, 33369, 26457, 50520, 17416, 22887, 44919, 42390, 22810, 18641, 1306, 5266, 16247, 55739, 26794,...
<|plt|> Dia vita ny lanitra sy ny tany ary izay rehetra ao aminy.
[ 2218, 3322, 3322, 3323, 5335, 2215, 54355, 55211, 26212, 22834, 5489, 28786, 5750, 999, 58903, 57695, 37150, 24842, 40965, 24586, 8202, 36910, 50147, 1214, 19058, 35198, 42853, 17979, 51298, 3318, 3250, 29717, 15186, 7764, 29547, 18252, 19990, ...
<|plt|> Tamin’ny andro fahafito no vitan’Andriamanitra ny asa nataony; ary nitsahatra tamin’ny asany rehetra izay nataony Izy tamin’ny andro fahafito.
[ 3222, 3306, 3306, 3307, 2247, 2471, 54419, 22167, 2670, 2649, 18205, 51980, 8039, 36535, 51974, 20131, 51034, 38579, 19286, 40627, 51109, 32949, 63001, 42216, 2331, 2260, 6699, 13461, 14947, 7095, 55746, 12556, 41039, 43023, 41032, 46158, 47117...
<|plt|> Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin’izay no nitsaharan’Andriamanitra tamin’ny asany rehetra izay noforoniny tamin’ny nanaovany azy.
[ 2534, 3319, 3303, 3555, 3558, 19938, 3559, 3579, 2279, 40163, 9564, 1228, 270, 22680, 26152, 1361, 33947, 1509, 17616, 38437, 46485, 23811, 1459, 24166, 47263, 302, 41599, 17056, 1268, 16737, 2200, 3993, 19895, 6775, 28343, 23781, 5722, 22741...
<|plt|> Toy izao no tantaran’ny lanitra sy ny tany tamin’ny nahariana azy, dia tamin’ny andro nanaovan’NY TOMPO Andriamanitra ny tany sy ny lanitra.
[ 2218, 3306, 3305, 3322, 2278, 498, 57747, 10030, 29966, 13357, 12317, 13374, 12313, 53308, 3251, 3319, 3302, 19688, 19669, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23768, 23704, 23768, 23704, 23768, 19608, 19...
<|plt|> Ny hazo madinika maniry eny an tsaha dia tsy mbola nisy teo amin’ny tany, ny zava maitso eny an tsaha koa dia tsy mbola nisy naniry.
[ 3226, 3306, 3290, 3286, 3289, 3290, 3290, 3291, 2231, 3299, 45027, 33674, 18407, 2915, 9627, 46367, 30028, 24655, 42061, 55135, 31322, 30235, 5464, 1823, 9992, 10004, 19222, 51262, 19480, 2397, 24861, 53223, 35766, 61119, 20071, 40344, 58889, ...
<|plt|> fa tsy mbola nampilatsaka ranonorana teto ambonin’ny tany NY TOMPO Andriamanitra sady tsy mbola nisy olona hiasa ny tany.
[ 3498, 3305, 3322, 3323, 2263, 235, 53383, 45437, 30221, 47405, 28941, 29037, 25613, 24669, 61517, 58540, 36070, 59609, 61454, 54286, 25608, 54612, 27528, 34669, 2644, 1557, 22838, 51442, 23698, 63782, 43308, 5141, 13353, 24873, 60338, 7043, 377...
<|plt|> Nefa nisy loharano niakatra avy tao amin’ny tany ka nandena ny velaran’ny tany manontolo.
[ 2218, 3306, 3305, 3305, 3305, 3305, 3305, 3306, 2283, 19683, 20406, 2019, 31331, 42336, 17469, 37488, 825, 5894, 37903, 21529, 57385, 64066, 12825, 13608, 12549, 27170, 7027, 12195, 27239, 22387, 19379, 37659, 57374, 9244, 9244, 8237, 24597, ...
<|plt|> Ary vovo tany no namolavolan’NY TOMPO Andriamanitra ny olona, dia nitsofany ny fofonaina mahavelona tamin’ny vavorony ka tonga manana aina ilay olona.
[ 3238, 3239, 3302, 19619, 19622, 19622, 19627, 3307, 2295, 56515, 27096, 17694, 1372, 41483, 27928, 4387, 2088, 8552, 25666, 22942, 30103, 63519, 57357, 26637, 25669, 30733, 28745, 55582, 34641, 22649, 27105, 7786, 22279, 64031, 45134, 26637, 29...
<|plt|> Ary NY TOMPO Andriamanitra namboly saha tao Edena tany atsinanana ka napetrany tao Ralehilahy izay novolavolainy.
[ 3242, 3305, 3306, 3306, 2258, 1493, 54481, 33226, 21789, 26712, 4471, 1544, 1880, 9291, 58779, 42334, 5537, 5555, 34403, 20083, 19315, 15991, 46627, 55418, 36257, 6571, 2231, 35987, 1550, 1832, 36268, 22112, 19960, 22312, 24497, 8039, 7099, 5...
<|plt|> Ary nampanirin’NY TOMPO Andriamanitra teo amin’ny tany ny hazo rehetra izay mahafinaritra ny maso sady maha te hihinana, ny hazon’aina teo afovoan’ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.
[ 2278, 3318, 3318, 3319, 2263, 2278, 51394, 20877, 5146, 27924, 9591, 5400, 1881, 24647, 9902, 55635, 19067, 27559, 43593, 5387, 6300, 2158, 10677, 21867, 59514, 3250, 39378, 23496, 53865, 1172, 22040, 43635, 3750, 20131, 58998, 33457, 22971, ...
<|plt|> Dia nisy ony nivoaka avy tao Edena hanondraka ny saha; hatreo izy dia nizara ka nisampana efatra.
[ 3238, 3303, 3303, 19687, 19622, 19622, 19687, 3307, 3323, 19683, 37156, 21418, 54896, 1130, 2737, 1334, 1633, 36467, 7607, 22163, 11635, 43683, 28023, 43763, 40306, 35443, 17527, 35682, 59003, 19058, 35131, 55075, 1583, 58399, 24636, 8297, 2570...
<|plt|> Ny anaran’ny voalohany dia Pisona; io no mandeha mihodidina ny tany Havila manontolo, izay misy volamena.
[ 3434, 3259, 3322, 19883, 19898, 19882, 19882, 3307, 2215, 19683, 40950, 35810, 16825, 58929, 21865, 17670, 16408, 18714, 23219, 43879, 42388, 21791, 18520, 1311, 6308, 1388, 5445, 58463, 22233, 17585, 18648, 93, 1186, 19063, 11235, 42269, 59423...
<|plt|> ary tsara ny volamena tamin’izany tany izany. Any koa ny bedola sy ny vato berila.
[ 3242, 3322, 3322, 3323, 2279, 422, 57591, 58988, 59068, 56138, 49661, 53674, 54745, 36957, 1275, 3323, 3323, 3323, 3323, 19699, 27332, 26125, 11356, 9515, 6244, 809, 5957, 8286, 46426, 45358, 55335, 3511, 64672, 47145, 24601, 55877, 18282, 18...
<|plt|> Ny anaran’ny ony faharoa dia Gihona; io no mandeha mihodidina ny tany Kosy manontolo.
[ 2214, 3302, 3302, 19690, 19689, 19689, 19690, 3323, 2283, 19683, 20466, 19318, 16994, 50749, 17233, 54300, 264, 39251, 2919, 43859, 17668, 58894, 18457, 38411, 49496, 1564, 36422, 22172, 18024, 53897, 1624, 55955, 19239, 51827, 19283, 50834, 34...
<|plt|> Ny anaran’ny ony fahatelo dia Hidekela; io no mankany atsinanan’i Asiria. Ary ny ony fahefatra dia Eofrata.
[ 3302, 3307, 3303, 3303, 3283, 2530, 57059, 6035, 28534, 23463, 24487, 23482, 17335, 2474, 1558, 2404, 1801, 35683, 35703, 19315, 51842, 34653, 1369, 34590, 50788, 1626, 34520, 6953, 39251, 1000, 52184, 18281, 1353, 51994, 24307, 35703, 57331, ...
<|plt|> Ary NY TOMPO Andriamanitra naka an dRalehilahy ka namponina azy tao amin’ny saha Edena mba hiasa sy hitandrina azy.
[ 2218, 3322, 3322, 3322, 2263, 2534, 55494, 21966, 5468, 8479, 26968, 24937, 5700, 14471, 25678, 51815, 3670, 38227, 32375, 42658, 3443, 22867, 54394, 55733, 19619, 20762, 3990, 17333, 36796, 18196, 18870, 23415, 23163, 54378, 55426, 54757, 4913...
<|plt|> Ary NY TOMPO Andriamanitra nandidy an dRalehilahy hoe: Ny hazo rehetra ao amin’ny saha dia tena azonao ihinanana tsara.
[ 3226, 3242, 3304, 3306, 3241, 3241, 3241, 3306, 2279, 52675, 25832, 9305, 31052, 42057, 3340, 16391, 21804, 9752, 25667, 10141, 59526, 36653, 35426, 51883, 16994, 7075, 21783, 55354, 2529, 35975, 25902, 7077, 20409, 34589, 35641, 2851, 3959, ...
<|plt|> fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy kosa dia aza ihinananao, fa amin’ny andro izay ihinananao avy aminy dia ho faty tokoa ianao.
[ 3302, 3319, 3318, 3570, 3318, 3574, 3574, 3579, 2279, 49291, 49230, 53260, 5133, 24589, 43350, 12904, 6748, 1807, 35688, 34586, 1302, 20067, 34679, 39443, 34461, 42527, 25677, 53855, 31322, 27159, 2649, 18191, 35677, 38696, 2388, 23842, 51519, ...
<|plt|> Ary NY TOMPO Andriamanitra niteny hoe: Tsy tsara raha irery Ralehilahy; hanaovako vady sahaza azy izy.
[ 3242, 3302, 3302, 3286, 3285, 3301, 3306, 3307, 3307, 19699, 27016, 17800, 1294, 7260, 21019, 25896, 9817, 43075, 26206, 52819, 2390, 58982, 10919, 21787, 51255, 18849, 7595, 3430, 3251, 29763, 16219, 31525, 24505, 5933, 7025, 7015, 35515, 35...
<|plt|> Ary vovo tany no namolavolan’NY TOMPO Andriamanitra ny biby rehetra sy ny voromanidina rehetra.
[ 3306, 3307, 3290, 3286, 19673, 19673, 19673, 3290, 3323, 19703, 5336, 22030, 2204, 22043, 6312, 4646, 1797, 33879, 6814, 30043, 57375, 43021, 25672, 26637, 24585, 30734, 25609, 26637, 24653, 54542, 42838, 11642, 26193, 35178, 35445, 15202, 1615...
<|plt|> Dia noentiny tany amin dRalehilahy ireny mba hahitany izay anarana hiantsoany azy avy.
[ 2278, 3302, 3301, 3301, 3300, 3300, 3305, 3306, 3303, 27874, 25937, 52071, 16996, 30078, 1296, 18771, 18871, 19127, 18755, 35474, 7654, 22097, 26346, 42592, 1333, 19554, 39078, 3317, 47249, 42276, 38726, 52118, 20263, 18151, 23378, 26655, 51321...
<|plt|> koa izay rehetra niantsoan dRalehilahy ny zavamananaina rehetra dia izany no anarany.
[ 2214, 3306, 3306, 3303, 2263, 2282, 65010, 49120, 30705, 31425, 13477, 29153, 849, 1879, 55326, 23848, 57624, 51794, 16976, 25717, 4642, 1717, 17315, 105, 10069, 58507, 43714, 8624, 10742, 41585, 38073, 596, 18790, 36081, 43223, 8510, 42886, ...
<|plt|> Dia nomen dRalehilahy anarana ny biby fiompy rehetra sy ny voromanidina mbamin’ny bibidia rehetra, nefa tsy hita izay mpanampy tandrify ho an dRalehilahy.
[ 2202, 3302, 3304, 3306, 3304, 3288, 3305, 3306, 3307, 19651, 17684, 10093, 33108, 25902, 20992, 19779, 3191, 18023, 48727, 39496, 19574, 18785, 23926, 60247, 28027, 20470, 36006, 16993, 18553, 22114, 27001, 25089, 43443, 11174, 22903, 59530, 82...
<|plt|> Ary NY TOMPO Andriamanitra nahasondrian tory an dRalehilahy ka natory izy; dia naka iray avy tamin’ireo taolan tehezany NY TOMPO Andriamanitra ka nanakombona nofo ho solon’izany.
[ 2218, 3306, 3305, 3305, 3304, 3305, 3305, 3322, 2295, 40146, 13465, 2444, 15, 27932, 54807, 1048, 6737, 29699, 38553, 44963, 34322, 44710, 34402, 6818, 21803, 50551, 6566, 2215, 3234, 4379, 8025, 2868, 2744, 22112, 4017, 52402, 3493, 2150, ...
<|plt|> Ary ilay taolan tehezana izay nalainy tamin dRalehilahy dia namboariny ho vehivavy ka noentiny nankany amin dRalehilahy.
[ 2214, 3305, 3302, 3302, 2259, 1506, 54419, 45677, 26141, 42284, 26126, 62877, 55708, 52454, 18823, 140, 287, 7256, 22055, 7192, 5674, 9740, 40258, 9816, 34946, 42542, 26470, 43443, 34134, 17593, 41588, 21881, 1556, 39987, 51361, 1450, 3250, 2...
<|plt|> Dia hoy Ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin’ny taolako sy nofo avy amin’ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy, satria lehilahy no nakana azy.
[ 3562, 3307, 3307, 3563, 2267, 2215, 54403, 13598, 31065, 51510, 12913, 29879, 610, 35547, 32373, 19186, 36850, 65267, 36594, 20215, 61346, 47843, 26099, 21106, 2645, 25867, 57454, 58762, 9651, 17865, 42595, 29125, 1626, 14242, 43095, 58943, 555...
<|plt|> Noho izany dia handao ny rainy sy ny reniny ny lehilahy ka hikambana amin’ny vadiny dia ho nofo iray ihany izy roa.
[ 2138, 2286, 3294, 3307, 1255, 1522, 55027, 58278, 57786, 38070, 5370, 6561, 11415, 3685, 3223, 6486, 1199, 3307, 19674, 36061, 35021, 35020, 35020, 35020, 35020, 35020, 18636, 19661, 3294, 2263, 19683, 24567, 19411, 3943, 34627, 36647, 19363, ...
<|plt|> Ary nitanjaka izy mivady, dia Ralehilahy sy ny vadiny, nefa tsy nahalala henatra izy ireo.
[ 3242, 3307, 3307, 3307, 6359, 5350, 54470, 26057, 8222, 7249, 299, 1352, 1880, 13383, 57454, 59751, 28259, 7667, 1826, 19047, 58378, 34940, 3319, 3323, 3239, 13382, 23366, 18218, 35656, 36655, 35673, 1818, 2646, 7011, 55399, 55337, 55829, 180...
<|plt|> Ny menarana dia fetsy noho ny bibidia rehetra izay nataon’NY TOMPO Andriamanitra. Hoy izy tamin dRavehivavy: Hay va niteny Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra eo amin’ny saha!
[ 2214, 3318, 3322, 3319, 3299, 36339, 51923, 35811, 50838, 40614, 19378, 20195, 42730, 17012, 42421, 34340, 16489, 44898, 19123, 18835, 63245, 34008, 1311, 63833, 16749, 268, 43079, 34456, 41656, 50889, 43545, 36515, 27511, 35206, 22109, 54696, ...
<|plt|> Hoy Ravehivavy tamin’ilay menarana: Ny voan’ny hazo eo amin’ny saha dia azonay ihinanana ihany.
[ 3238, 3259, 3322, 3323, 1239, 231, 38119, 62126, 45672, 63117, 64078, 58829, 57764, 56808, 39401, 2237, 3259, 3323, 2279, 36083, 20473, 3652, 35799, 41824, 18875, 336, 39251, 42649, 26097, 29840, 8295, 1737, 5643, 54303, 50458, 53274, 53731, ...
<|plt|> Fa ny amin’ny voan’ny hazo eo afovoan’ny saha kosa dia hoy Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo na tendrenareo izany, fandrao ho faty ianareo.
[ 3498, 3303, 3303, 3303, 2267, 235, 53463, 45101, 28952, 42268, 13839, 28700, 28681, 24621, 8221, 8476, 45325, 58764, 51620, 6354, 54662, 54607, 54554, 58397, 28230, 10093, 2828, 1801, 1300, 36643, 23223, 3859, 50854, 1974, 50601, 16902, 60556, ...
<|plt|> Hoy ny menarana tamin dRavehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo!
[ 2475, 3319, 3579, 3579, 1191, 231, 32915, 62155, 58004, 54666, 55440, 6379, 7669, 57074, 4074, 2642, 30683, 25426, 39511, 11939, 23443, 7859, 5987, 24503, 20195, 849, 18937, 49961, 38482, 20339, 43939, 34193, 17949, 59800, 1311, 58521, 26157, ...
<|plt|> Fa fantatr’Andriamanitra hoe amin’izay andro ihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo ka ho tahaka an’Andriamanitra ianareo, hahalala ny tsara sy ny ratsy.
[ 3554, 3251, 3250, 3250, 3250, 19702, 3319, 2283, 1175, 33943, 49163, 33806, 41992, 15766, 12824, 14620, 14091, 15132, 42842, 6941, 20747, 26637, 41035, 60509, 53346, 55580, 53285, 55324, 53333, 55340, 53338, 51228, 53353, 59437, 61530, 47389, 4...
<|plt|> Ary hitan dRavehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso, no hazo mahatsiriritra toa hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany.
[ 3306, 3306, 3306, 3323, 2263, 2534, 55490, 38618, 21834, 27801, 9563, 2452, 546, 856, 10694, 12380, 42375, 41638, 41635, 59575, 54899, 50615, 60274, 50618, 39794, 1915, 39203, 38066, 2214, 3323, 3323, 3303, 35971, 14168, 5981, 19352, 2602, 17...
<|plt|> dia nomeny koa ny vadiny izay teo anilany ka nihinana.
[ 2278, 3303, 3302, 3303, 5331, 17574, 54346, 50495, 42801, 2346, 17505, 42, 26130, 30819, 30115, 19043, 16979, 3671, 35475, 48498, 32435, 40627, 34786, 694, 17075, 14457, 28770, 13353, 24227, 6834, 18115, 23118, 58715, 50346, 52434, 31212, 60920...
<|plt|> Dia nahiratra ny mason’izy mivady ka fantany fa mitanjaka izy ireo. Ary nanjaitra ravin’aviavimbazaha izy mba hanaovany sikina.
[ 3302, 3306, 3322, 3323, 1235, 235, 54423, 62894, 30492, 54957, 42765, 58029, 57896, 53642, 49305, 154, 2235, 3319, 3322, 3302, 3301, 3306, 3322, 3303, 39043, 22382, 33636, 1406, 25168, 2066, 20151, 59031, 17685, 2216, 16997, 46457, 18800, 215...
<|plt|> Ary nandre NY TOMPO Andriamanitra nitsangantsangana tao amin’ny saha izy ireo rehefa harivariva ny andro dia niafina ny tavan’NY TOMPO Andriamanitra tao anaty hazo tao amin’ny saha Ralehilahy sy ny vadiny.
[ 2530, 3318, 3315, 3314, 3297, 3313, 3318, 3319, 3319, 36070, 2700, 782, 39197, 17739, 18521, 20759, 7268, 791, 3608, 1815, 1064, 10849, 29763, 8666, 25755, 61791, 57454, 45406, 45151, 41071, 42079, 45151, 42079, 41327, 46175, 41327, 41055, 41...
<|plt|> Ary NY TOMPO Andriamanitra niantso an dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Aiza moa ianao?
[ 2218, 3306, 3306, 3306, 2263, 2534, 51394, 17802, 21790, 27656, 24931, 6168, 856, 38979, 9821, 55763, 18103, 17074, 2491, 39475, 11683, 27223, 54334, 34997, 2295, 38979, 10794, 18281, 20412, 612, 55736, 20066, 24439, 22043, 55414, 2290, 58762, ...
<|plt|> Dia hoy Ralehilahy: Nandre ny feonao tao amin’ny saha aho dia natahotra satria mitanjaka; dia niery aho.
[ 2198, 3302, 3322, 3307, 1239, 2215, 51335, 55099, 16948, 39274, 24885, 9574, 6465, 4086, 40950, 65015, 40690, 20215, 20194, 18163, 17139, 18103, 13968, 41995, 57470, 62923, 9653, 16836, 26471, 45540, 1625, 30102, 26135, 59963, 54282, 1974, 3032...
<|plt|> Hoy Ny TOMPO Andriamanitra: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Fa angaha nihinananao ny hazo izay nandrarako anao tsy hohanina?
[ 3242, 3302, 3305, 19686, 19673, 19685, 19689, 3291, 3307, 19699, 12274, 7845, 8106, 22034, 1662, 1346, 20343, 11091, 26650, 51489, 18870, 6386, 35203, 15130, 10069, 20413, 17189, 2212, 20258, 2747, 34919, 59523, 58538, 53239, 2040, 20456, 59177...
<|plt|> Hoy Ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo dia nihinana aho.
[ 2214, 2283, 2283, 2283, 1491, 2534, 57078, 24561, 24310, 24534, 24275, 17122, 1783, 672, 1924, 26710, 53358, 38870, 50888, 121, 35028, 24925, 25828, 10520, 9715, 39803, 51895, 33126, 1760, 17590, 2673, 17846, 2672, 421, 2630, 38263, 38579, 41...
<|plt|> Dia hoy NY TOMPO Andriamanitra tamin dRavehivavy: Inona izao nataonao izao? Hoy Ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy dia nihinana aho.
[ 2262, 3322, 3318, 3323, 1255, 170, 57431, 29998, 29976, 29997, 28701, 29997, 29705, 45100, 58792, 56482, 1190, 3259, 3303, 40066, 17700, 1917, 57956, 1067, 2384, 3227, 3760, 3830, 20218, 40688, 57055, 17808, 21499, 21270, 11875, 11187, 7075, ...
<|plt|> Dia hoy NY TOMPO Andriamanitra tamin’ny menarana.
[ 2298, 3319, 3322, 3323, 1255, 247, 57431, 46382, 30248, 57624, 53613, 53416, 2231, 3319, 19703, 19686, 19685, 18661, 18661, 19690, 3323, 3307, 56514, 38762, 33576, 4990, 33040, 2137, 42512, 28394, 3508, 19958, 20209, 24050, 24305, 36341, 40676,...
<|plt|> Satria nahavita izany ianao dia ianao no voaozona amin’ny biby fiompy rehetra sy ny bibidia rehetra.
[ 2218, 3322, 3321, 3306, 3321, 3305, 3321, 3310, 3322, 18643, 61972, 63784, 27689, 45076, 44609, 1540, 1832, 5896, 22642, 36085, 56538, 9262, 9261, 4382, 48055, 13686, 1787, 12810, 31395, 23395, 19347, 1882, 34700, 50975, 18520, 1063, 340, 597...
<|plt|> Ny kibonao no handehananao, ary vovo tany no hohaninao amin’ny andro rehetra hiainanao.
[ 2282, 3311, 3311, 3311, 1259, 247, 53459, 58030, 31497, 57758, 57933, 62284, 16506, 3319, 3315, 57319, 4070, 23287, 51377, 30880, 42046, 21565, 59323, 50025, 1583, 10624, 40359, 33957, 3303, 59555, 58446, 55894, 3691, 5459, 3939, 2642, 18034, ...
<|plt|> Hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy; toy izany koa ny taranakao sy ny taranany: Hanorotoro ny lohanao ny taranany, ary ianao kosa dia hanorotoro ny voditongony.
[ 2538, 3319, 3318, 3558, 3301, 3558, 3562, 3290, 3303, 51406, 54541, 32989, 10027, 14680, 5917, 3961, 12135, 21566, 52465, 62611, 63163, 9062, 1895, 21007, 36878, 20484, 41998, 58650, 14741, 5675, 6729, 1550, 2918, 23479, 20590, 50078, 41892, ...
<|plt|> Hoy koa Izy tamin dRavehivavy.
[ 2538, 3303, 3575, 3558, 3558, 3558, 19946, 3579, 3307, 40162, 40946, 20412, 2778, 53584, 1531, 26208, 6475, 51350, 3570, 64740, 48632, 57078, 15952, 10710, 14503, 13874, 14194, 25355, 58413, 14360, 26648, 54549, 34983, 2295, 35987, 28966, 14934...
<|plt|> Hataoko be dia be tokoa ny fahorianao, indrindra fa rehefa manana anaka ianao, ka amin’ny fahoriana no hiterahanao.
[ 2218, 3306, 3306, 3306, 2247, 1509, 58577, 46278, 22060, 1548, 5929, 23650, 55409, 18597, 2086, 2215, 13383, 24350, 50984, 2741, 6753, 22645, 36081, 44257, 31128, 28845, 60059, 56507, 21586, 6311, 2291, 63699, 5767, 5486, 353, 2346, 26465, 97...
<|plt|> Ny vadinao no hianteheran’ny fanirianao, ary izy no hanapaka aminao.
[ 2218, 2282, 3305, 2282, 2275, 3571, 57075, 40947, 19378, 5882, 34470, 26263, 25863, 54287, 8521, 54297, 61006, 36, 3224, 29299, 8468, 6946, 43107, 35062, 19635, 41237, 22098, 22867, 6563, 2659, 19315, 35491, 6293, 25203, 7404, 34360, 56061, 1...
<|plt|> Hoy koa Izy tamin’i Adama.
[ 2474, 2279, 2278, 18935, 18918, 18918, 19942, 3323, 2215, 36081, 45029, 20132, 3554, 33968, 22259, 22038, 54511, 22613, 3315, 64740, 32232, 52916, 32753, 13941, 2502, 13595, 14977, 538, 932, 1877, 38171, 53293, 22564, 38932, 22569, 53274, 54887...
<|plt|> Satria nihaino ny feon’ny vadinao ianao ka nihinananao ny hazo izay nandrarako anao hoe.
[ 3238, 3303, 3299, 3234, 3234, 19618, 3238, 3303, 2275, 38995, 55594, 46121, 24593, 43906, 17177, 2856, 1541, 22642, 55473, 3569, 25738, 31038, 6174, 9261, 8216, 62899, 12962, 14709, 13334, 13396, 12552, 27174, 32371, 27319, 40867, 38579, 23410,...
<|plt|> Aza mihinana avy amin’izany, dia voaozona ny tany noho izay nataonao.
[ 2214, 3303, 3302, 3303, 2263, 1509, 55494, 42378, 22348, 34073, 43288, 9809, 21547, 22570, 37924, 59265, 372, 2132, 360, 7266, 39539, 22715, 36723, 36515, 34407, 42486, 61298, 33910, 18018, 39287, 28663, 59043, 34389, 17573, 35370, 21512, 44838...
<|plt|> fahoriana no hihinananao ny vokatry ny tany amin’ny andro rehetra hiainanao.
[ 2278, 2279, 3303, 18659, 19686, 19686, 19687, 3303, 3307, 18567, 51214, 49166, 18445, 36937, 54300, 8069, 541, 35340, 17676, 48633, 2408, 2293, 19888, 19958, 24240, 43762, 27312, 6889, 47239, 38735, 54615, 17766, 38577, 60091, 51058, 55290, 212...
<|plt|> Haniry tsilo sy songosongo ho anao ny tany ary ny anana eny an tsaha no hohaninao.
[ 2535, 2279, 3299, 3303, 1239, 235, 53323, 45421, 26125, 41996, 24861, 25885, 28682, 25628, 24861, 25612, 24589, 42060, 57421, 55452, 3306, 55502, 53326, 37980, 26183, 2828, 33550, 1580, 18945, 7539, 38562, 3443, 42594, 18875, 16802, 46719, 3760...
End of preview. Expand in Data Studio

No dataset card yet

Downloads last month
24